Nom du blog :
              bezorotao
              Description du blog :
              
                    Catégorie :
              Blog Musique
              Date de création :
              17.12.2009
                            Dernière mise à jour :
              17.12.2009
                    			
              
                
                   
                
              
            
              Accueil
              Gérer mon blog
              Créer un blog
              Livre d'or bezorotao
              Contactez-moi !
              Faites passer mon Blog !
            
BEzoro e!...
Ny vaovao avy hatrany no ambarako aminareo mpamaky sy liam-baovao,dia tsy inona izany fa ny fivoahan'ny "Rakin-kira iKAKY",rakin-kira fahaefatra an'ny tarika Vahömbey izy io ary tena amin'ny fomba hafakely tsy toy ireo telo teo aloha.Rakin-kira fihaino(CD Audio) izy io ary efa miparitaka eny amin'ny toerana maro eto Andrenivohitra(Tana).
Tsy ho adino ianareo any amoron-tsiraka any fa efa eo andalan'ny fikarakarana ny fanapariahana azy any aminareo any izahay ankehitrio.
Koa dia mirary fahafaham-po ho anareo izahy ato amin'ny tarika.
Mankasitraka e!....
(Hitohy)
Mr Koto
034 06 259 68
bezoro.tao@gmail.com/mrkotopaul@gmail.com
Antsirabe 110
Bira,17/12/09 à 13h03